Ny asanay
Mandeha mamitaka iraka izahay

Mba hamoronana rohy nomerika ara-bola, eo amin’ny samy malagasy any ivelany, ny fianakaviany sy ny namany, na ireo mpiray sehatr’asa aminy.

Ny ekipanay
Ireo manam-pahaizana
Ho avy tsy ho ela ny kintana

Eric L
Founder & Team Leader

Erick R
Communication Marketing & Co Founder

Loic H
Ingenieur technical & Co Founder

Alan L
Community & Co Founder

Vato M
IT & Co Founder

Jao R
Account & Legal
Ny ho avy
Eo am-pelatananay ny ho avy

Mamindra renim-bola ao anatin’ny tsiambaratelo tanteraka, amin’ny fomba azo antoka, ary indrindra indrindra amin’ny sarany mora.
Hampisy tombony ny renim-bola amin’ny taha mahasarika kokoa, hampifanaraka izany amin’ny mombamomba ny famatsiam-bola.

![]()
Araho amin’ny tambazotran-tserasera izahay. Araho daholo ireo zava-baovao ao amin’ny Mofo Gasy 🙂
Icon-facebook
Twitter
Youtube
Reddit
Zava-misy
Rohy haingana
Taratasim-baovao
Ny taratasim-pifandraisana ôfisialy dia amin’ny alalan’ny mailaka. Misorata anarana haharay ny vaovaonay
