Crypto ho an’ny rehetra MOFO GASY TOKEN

La cryptocurrencie izay hahafahana manao tahiry, famatsiam-bola, fampahafantarana tetikasa ara-tsôsialy, ara-panatanjahantena, ara-tontolo iainana ary ara-java-kanto.


Ta hahafantatra bebe kokoa


Mijery Video

SOLANA Ecosystem

Mofo Gasy Token dia mivaotra ao anatin’ny tontolo SOLANA. Fombafomba arahina izay haingana, azo antoka ary tsy mandany.

SOLANA Ecosysteme

SOLANA Ecosysteme

Halalino ny fahalalanao amin’ny fijerenao ny drafitra , izay fototra nampijoro ny Mofo Gasy Token

Read More
Haingana

Haingana

Mila 400ms ny famoronana toko iray. Manodidina ny 60.000 ny famindrana ary 700.000 t/s ny vinavina.

Read More
Azo antoka

Azo antoka

Ny raharaham-barotry ny Mofo Gasy Token natao tao anatin’ny tontolo SOLANA dia azo antoka avokoa.

Read More

Tongasoa eto amin’ny famatsiam-bola nomerika

Vidio Mofo Gasy TOKEN amin’ny RAYDIUM

  1. tsindrio ny rohy Raydium
  2. mampifandray ny wallet (Phantom)
  3. eo an-tampony ankavia tsindrio ny + (Ampio Custom market)
  4. ID Market: BQqeNHJAGMy67vZRjgZ67ixVQsSKBrdM16KKcMCsUiHP
  5. Label Market: MGT/USDC
  6. Base Label : MGT
  7. tsindrio farany amin’ny Add


Tradez amin’y Radium

invest MGT copie

Araho amin’ny tambazotran-tserasera izahay. Araho daholo ireo zava-baovao ao amin’ny Mofo Gasy 🙂


Icon-facebook


Twitter


Youtube


Reddit

Zava-misy

Rohy haingana

Taratasim-baovao

Ny taratasim-pifandraisana ôfisialy dia amin’ny alalan’ny mailaka. Misorata anarana haharay ny vaovaonay